|
|
|
|

Entrée1  mamely rarangy
Mots élémentaires  2 mamely, 3 rarangy
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila. [1.1]
Synonymes  6 manao rarangy, mikatroka rarangy

Mis à jour le 2025/09/12